Ny fiainan’ny sampana:

Manana alahady iray isan-taona ny SLK. Mpikambana iray ao amin'ny sampana no mitarika ny fotoam-pivavahana.Ary natokana izany andro izany hanaovana hetsika hahazoam-bola ho an'ny sampana.

Indroa isa-taona ny fivoriam-be izay ialohavan'ny fampianarana nomen'ny Mpitandrina.

Misy ny fiarahabana sy fanolorona fanomezana amin'ny fetin'ny reny.

Ao koa ireo fehim-pihavanana izay voarakitra ao amin'ny fitsipika anatiny mifehy ny sampana.

Ny sampana SLK no tompon'andraikitra voalohany amin'ny fitsangatsanganan'ny fiangonana ny alatsinain'ny pentekosta.

Mikarakara fihaonana ara-panatanjahaten-tena iarahana amin'ireo SLK avy any amin'ny tafo rahavavy koa ny SLK Yvelines Fahazavana.

La vie de la section:

La section des hommes a un dimanche annuel dans l'agenda de l'église. Un membre de la section officie. Une levée de fonds est autorisée durant ce dimanche.

Il existe deux assemblées générales annuelles précédées d'une étude avec le Pasteur.

La section perpétue les bonnes traditions et offre des cadeaux aux femmes lors de la fête des mères.Les règlements intérieurs définissent les sommes symboliques octroyées aux membres et à leur famille lors des événements heureux ou malheureux qu'ils rencontrent.

La SLK  organise d'autres activités telles que l'excursion de l'église, le lundi de pentecôte, et la rencontre sportive inter-paroisse.