Ny Tantara:

Niorina tamin’ny volana mars 2009 ny SVK Yvelines Fahazavana. Raha mbola Fiaraha-mivavaka FPMA tamin’ izany fotoana izany, dia niara-nanaiky ny vehivavy rehetra hananganana ny SVK.

L’historique:

La SVK Yvelines Fahazavana a été créée en mars 2009 quand « Yvelines Fahazavana » était encore une assemblée cultuelle.

Ny Antom-pisiana:

Fampianarana soratra masina ny vehivavy ato amin’ny tafo sy fanamafisana ny foto-pinoana
Fifampitondrana am-bavaka.
Fifanakalozana haitao sy fizarana traikefa eo amin’ny samy mpikambana.
Asa sosialy toy ny famangiana marary na ny nidonam-pahoriana, fanampiana ireo mpianatra Malagasy lavitra ray aman-dreny.
Fiaraha-miasa amin’ireo sampana velona hafa eto amin’ny Tafo : SLK, SA, STK…
Fifandraisana ivelany sy fandalàna ny fiombonana eo amin’ny mpino : FAFATS, SVKI

Les missions de la section:

Enseigner la parole de Dieu aux femmes de l’église pour affermir leur foi.
Se porter mutuellement en prière.
Partager des expériences concernant les activités de la vie quotidienne.
Accomplir des œuvres sociales : visite des malades, soutien aux endeuillés, aide aux étudiants des foyers malgaches.
Collaborer avec les autres sections pour la bonne marche de l’église : SLK, SA, STK…
Assurer les relations externes au niveau régional et national : FAFATS, SVKI