Ny Tantara:

Niorina tamin'ny volana Novambra 2013 ny SLK rehefa avy nekena ho Tafo Yvelines Fahazavana ny fiaraha-mivavaka.

Ny Antom-pisiana:

Fitoriana ny tenin'Andriamanitra amin'ny mpikambana sy ny olona rehetra. Fijoroana ho vavolombelon'ny finoana an'i Kristy na amin'ny fiainana na amin'ny asa. Fanomezana sehatra kristianina hahafahan'ny mpikambana mivelatra ara-panahy, ara-tsaina, ara-batana, ara-tsosialy, ary amin'ny lafiny maha-malagasy.

Fandraisana anjara amin'ny lafiny maro ho fampandrosoana ny fiainam-piangonana (fetim-piangonana, SLK FAFATS sy nasionaly).

Fanantanterahana asa sy fihetsiketsehana tsy mifanohitra amin'ny fiainana kristianina.

Fifampizarana traikefa.

Historique:

La SLK YF a été créée en Novembre 2013 après que l'assemblée cultuelle « Yvelines Fahazavana » devienne une paroisse.

Les missions de la section:

Enseigner la parole de Dieu aux hommes de l'église, ensuite aux autres.

Témoigner leur foi en Christ par leur mode de vie et par leurs actes.

Créer un cadre de vie chrétienne propice à l'épanouissement spirituel, intellectuel, physique, social, culturel notamment la culture malgache.

Oeuvrer dans différents domaines pour faire prospérer l'église (fête de l'église, SLK, régionale et nationale).

Réaliser différentes sortes d'activités qui ne sont pas en contradiction à la vie chrétienne.

Partager des expériences.