Ny ankehitriny sy ny hetsika ho avy:

  • Famerenan-kira isan'alahady manomboka amin'ny 2 ora sy sasany alohan'ny fotoam-pivavahana, sy ao arinana'ny fotoam-pivavahana.
  • 1 jolay  2023 : Asabotsy fialam-boly Fafats any amin'ny  Parc des Sceaux manomboka amin'ny 11 ora
  • 8 jolay 2023 : Asabotsy fihaonan'ny sampana AMF YF : Fianarana soratra masina tarihan'ny Mpitandrina Théodore RANDRIAMANANTENA, sy fanomanana ny fetim-piangonana 2023

Le présent et les événements à venir:

  • Répétition tous les dimanches à 14h30 avant le culte si possible
  • 1er juillet 2023 à partir de 11h : samedi récréatif Fafats au parc des Sceaux
  • 8 juillet 2023 : samedi de répétition mensuelle : au programme,  Etude biblique animée par le Pasteur Théodore Randriamanantena et préparation de la fête de l’église 2023

Ho an’ANDRIAMANITRA irery ihany anie ny Voninahitra.

 

A DIEU seul la Gloire.