NOS ANNONCES
- Ny fampianarana "Katekomena"
- dia mitohy isaky ny Talata am 8 ora sy sasany alina.
- Conf call: 09 72 63 41 38.
- Ny "Cellule de Prière"
- hitondrana am-bavaka ireo hetsika rehetra ataon'ny fiangonana, hiderana an' Andriamanitra noho ny nahatrarana ny faha 10 taona,
- dia mitohy isaky ny ZOMA voalohany ny volana amin'ny 9 ora alina.
- Confcall 09 72 63 41 38
- Asa "Socialy"
- Mitohy hatrany
- ny fizarana: sakafo am-by fotsy na fitaovam-pidiovana sns... atolotra ho an'ireo tra-pahasahiranana eo anivo ny fiangonantsika. Ny contact ny vaomera ny asa socialy 06 01 41 10 72.