Pastora Théodore Raphaël RANDRIAMANANTENA

« Car moi, le Seigneur, je sais bien quels projets je forme pour vous; et je vous l’affirme: ce ne sont pas des projets de malheur mais des projets de bonheur. Je veux vous donner un avenir à espérer.  » Jérémie 29.11

Nivoaka ho Mpitandrina teny amin’ny kolejy teolojika miray Ivato tamin’ny 1975.

1975-1977 : Mpitandrina tao amin’ny FJKM ZIONA MANJAKANDRIANA.

1978-1983 : Misionera tany Fiangonana ara-pilazantsara tany Togo (Afrika andrefana)

1984 : Talen’ny seminera protestanta – Amparibe.

1985 – 1989 : Aumônier sady Mpampianatra tao amin’ny kolejy protestanta RASALAMA.

1990- 1994 : Tonian’ny RADIO PROTESTANTA

1990 : Mpianatra tao amin’ny CREC-AVEX – Lyon – France.

1990-1993 : Mpianatra tao amin’ny Université Catholique de Lyon.

1994 – 2002 : Mpitandrina tao amin’ny FJKM Avaratr’Andohalo.

1997 – 1998 : Tale nanorina ny Radio FAHAZAVANA.

1998 – 2002 :  Tale famoahana Radio FAHAZAVANA.

2002 – 2006 : Misionera tany Guyane française.

2006 – 2008 : Mpitandrina FPMA Amiens sy Grands Champs.

2006 – 2008 : Filoha mpanampy birao foibe FPMA.

2012 – 2018 : Filohan’ny Fiaraha-Miasan’ny mpitandrina FPMA.

2009 …. hatramin’izao : Mpitandrina FPMA Yvelines FAHAZAVANA.

Ianao izay te ahafantatra bebe kokoa ny aminy dia tsindrio ny rohy eto ambany >>