LE BUREAU PAROISSIAL 

« Inty aho Jesoa miantso ahy Hianao »

Ny fahalemeko anie, Ry Tompo fantatrao. Hianao no nifidy sy maniraka ahy,

Avy Aminao Jesoa, ny herin’ny fanahy, ho entiko manao, ny asa atolotrao

Fa sarotra e ny dia, Ry Tompo manampia, Ho mendrika tokoa, ny antsonao Jesoa.